Coach Rôrô – Fifanintsanana « CAN 2025 »: «Tsy manan-tsafidy fa tsy maintsy mandresy an'i Comores»
Mbola samy mitsakotsako ilay faharesena nanoloana an'i Tunisie avokoa ny rehetra, indrindra ireo mpilalao sy ny mpanazatra. Nezahin'ireo teknisianina sy ny federasiona narenina ny toe-tsain'ireo Barea ary vonona ny handresy an'i Comores, ny andro faharoa. Na teo aza iny faharesena, 1 no ho 0,...