Zavakanto brezilianina: hanolotra seho hafa ry Bloco sy ny Roda Malagasy
Anisan'ny endrika iray maneho ny fivelaran'ny zavakanto eo amin'ny firenena iray ny fahaiza-mifehy ny an'ny tena sy fahaiza-manatanteraka ny an'ny hafa. Afaka maneho izany tsara ny Bloco Malagasy sy ny Roda Malagasy. Tsy zovina amin'ny maro intsony ny Bloco Malagasy, tarika mpively ampongabe,...