Zava-pisotro Fresh: hita eny amin'ny Grande braderie
Hanomboka rahampitso 3 hatramin'ny 7 oktobra, ho avy izao, eny amin'ny lapan'ny Fanatanjahantena sy ny kolontsaina Mahamasina, ny hetsika "Grande braderie de Madagascar” (GBM). Zava-pisotro ofisialy manohana azy ny Fresh vokarin'ny orinasa Star. Maromaro koa ny tranoheva ahitana ity zava-pisotro...