Volamena : tokony hotahirizin'ny Banky foibe
Tsy mitondra fampandrosoana ! Tsy mipaka any amin'ny vahoaka sady tsy miantraika any amin'ny faritra nivoahany ny fitrandrahana harena an-kibon'ny tany eto amintsika, indrindra ireo ataon'ny mpitrandraka madinika. Mionona amin'ny hetra, izay kely, miohatra amin'ny tetimbidiny any ivelany ny...