Voaantso teny amin'ny Bianco indray Rajaonah Mbola
Tsy mbola nifarana eo.Voaantso faninefany teny amin'ny Bianco Ambohibao indray i Rajaonah Mbola, omaly. Anton'izany ny tsy mbola nanokafana ilay "coffre” tao an-tranony eny Ambohimahitsy noho ny tsy naha teo an-toerana azy mivady. Natao "scellé”, nomarihin'ny Bianco ho tsy azo nosokafana izany...