Vinan'ny 2019: hamoaka rakikira i Volahasiniaina
Fotoana hametrapetrahana ireo dingana hizorana hanatrarana tanjona iray ny fiandohan'ny taona toy izao ho an'ny mpanakanto. Vina lehibe ho an'i Volahasiniaina Linda, mpitendry karazan-javamaneno maro, tsy zovina intsony amin'ny maro, ny famoahana rakikira faharoa. Araka ny nambarany, hanana ny...