USAID sy Coca Cola : miara-dalana amin'ny fahazoana rano madio
Tontosa, omaly, ny fanamarihana ny fanombohanan'ny tetikasa hanatsarana ny fahazoana rano madio fisotro sy fidiovana ho an'ny olona aman'anarivony, amin'ny tanàn-dehibe telo eto Madagasikara. Nosafidina manokana ny EPP Lazaina, eny Anosy Avaratra, nametrahana voalohany ny vato fototra ho an'ny...