Antanimbary-Maevatanàna : Mahazo vahana ny fisehoan’ny lozam-pifamoivoizana
Manomboka mahazo vahana ankehitriny ny fisehoan’ny lozam-pifamoivoizana any Antanimbary an-tampon-tanàna, ato anatin’ny disitrikan’i Mevatanàna, isaky ny Alahady, izay andro tsena sy be olona mivezivezy, tery raha teo ihany koa ny lalana vokatry ny hamaroan’ny mpivarotra amoron-dalana. Ny any...