Tsipy kanetibe – «Masters de Pattaya 2018» : fantatra ireo 32 hiatrika ny famaranana lehibe
Tontosa avokoa ireo dingana roa amin'ny fifanintsanana hiadiana ny toerana, ho an'ny "Masters de Pattaya 2018”, taranja tsipy kanetibe. Ekipa 32 no hiady ilay tapakila, hiatrehana izany, amin'ny faran'ny herinandro ho avy izao. Vita, ny asabotsy 3 sy ny alahady 4 febroary lasa teo tetsy amin'ny...