Tsiadana: tratra ireo andian-jiolahy mpamaky fiara
Saron'ny polisy avy ao amin'ny kaomisarian'ny polisy eny Ambohijatovo Ambony CSP2, ny zoma alina lasa teo ireo jiolahy malaza ratsy amin'ny famakiana fiara eny amin'ny faritra Tsiadana. Raha ny tatitra voaray avy amin'ny polisy, maro ny fitarainana voarain'ny polisy avy ao amin'ny CSP2 amin'ny...