Tselatra
Saron'ny zandary ireo olona roa nitondra basy vita gasy miisa fito, ny talata tolakandro teo tao Ambohitsara, fokontany Andranoroa, kaominina ambanivohitra Doany, distrikan'i Sambava. Nandritra ny hetsika nataon'ireo zandary ao anatin'ny « Opération Mandio » no nahatrarana ireto roa lahy...