Taratry ny kanto
Ifanihy eny amin'ny Fatapera Mitohy hatrany ny "cabaret” isaky ny faran'ny herinandro, hoan'Ifanihy. Fantatra fa manome fotoana ireo mpankafy ny vazo miteny indray izy, anio alina, eny amin'ny Fatapera Antaninarenina. Malaza amin'ny sakafo ny toerana, saingy hiampy ny mozika izany amin'ity...