Tabera Randriamanantsoa : « fikaonandoha aloha … «
« Ho hitantsika ny hanaovana ny fifidiananan amin'izao… Hatramin'izao aloha, tsy hitako izany fikarakarana fifidianana izany amin'izao endriny izao. Hisy ange ny fifidianana? Izany ve no mahavaha olana an'i Madagasikara amin'izao? », hoy ny sekretera jeneralin'ny Komity fampihavanam-pirenena...