Sombim-baovao
Nasehon'ny federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF), tao amin'ny tambajotran-tseratserany, omaly, fa hatao ao amin'ny kianja Hamadi Aguerbi Rades Tunisie avokoa ny lalaon'ny Barea, eo amin'ny andro voalohany sy faharoa amin'ny fifanintsanana ho an'ny Can 2025. Ny 5 septambra lalao atao amin'i...