Rugby – « Gold Top 20 »: hanala vela amin'ny Cosfa ny JSTA
Mbola hitohy, ny alahady izao, ny lalao ampahefa-dalana hiadiana ny amboara "Gold Top 20”, taranja rugby. Lalao hatao eny amin'ny kianjan'ny Makis Andohatapenaka. Hitsapa vintana manoloana ny Cosfa indray ny ekipan'ny JSTA Ambondrona, rehefa tsy nahita mangirana mihitsy nandritra izay lalao...