RN3 : Taxi-brousse nifanenjika, avy eo nivadika, naratra mafy ny mpamily
Nisehoana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina indray, tamin'iny lalam-pirenana fahatelo iny omaly, tokony ho tamin'ny roa ora tolakandro tany ho any. Taxi-brousse mampitohy an'Anjozorobe sy ny renivohitra, ao anatin'ny kaoperativa Kofizami no nivadika teo amin'ny tanàna antsoina hoe Mioridrano,...