Renim-pianakaviana matin'ny valanaretina: "Tsy ahina ho nifindran'ny coronavirus ilay zazamenavava”
Anisan'ireo marefo, tsy afa-bela tamin'ny valanaretina. Olona fahafito matin'ny coronavirus eto amintsika ilay renim-pianakaviana avy eny Anosiavaratra. « Tsy ahina ny hifindran'ny valanaretina amin'ilay zaza. Nodidina mantsy ilay reniny », hoy ny fanazavan'ny mpitondra tenin'ny CCO, ny Pr...