Ramamimampionona Gérard: « Ny ady tombontsoa manokana no olana eto »
« Ny tena olana eto amin'ny firenena, ny fitadiavana tomboantsoa manokana ivelan'ny tombontsoam-pirenena na ny tombontsoa ankapobeny. » Io ny fanehoan-kevitra ny filoha lefitry ny Filankevitry ny fampihavanam-pirenena (CFM), faritanin'Antananarivo, Ramamimampionona Gérard. Tsy...