"Zarazarao hanjakana”: handray anjara ny mpanatrika
Tsy fialamboly fotsiny ny dihy fa anisan'ny fitaovana ihany koa enti-mampivoatra ny maha olona. Izay indrindra no haseho sy hampahafantarina ny besinimaro ao anatin'ny "Antshow”, hotanterahina eny Ambohitsoa, ny 15 desambra izao. Anisan'ny handray anjara amin'izany ny kaompania Dinirina. Mifanojo...