Peta-drindrina ao Toamasina: sarona ireo nanasoketa an-dRajoelina
Voasambotry ny polisy ao Bazarikely, Toamasina, ny alin'ny 9 aogositra teo, ireo roa lahy mpanatanteraka ny iraka amin'ny fametrahana ireo afisy sy peta-drindrina efa fampielezan-kevitra ho an'ny kandidà Rajoelina . Sarona teo am-pametahana izany tao Anjoma izy ireo. Nambaran’ny mpikambana...