Paositra Malagasy: mampiasa ny teknolojia niomerika
Nankalazaina, ny talata 9 oktobra teo tany Mahajanga, ny Andro iraisam-pirenena ho an'ny Paositra. Maro ny hetsika natao nanamarihana azy, toy ny fanentanana, ny fampirantiana karazana hajia malagasy marobe, sy ny maro hafa, hampiroboroboana ny sehatry ny paositra eto Madagasikara. Ifarimbonan'ny...