Paikady tsy mandamina
Mahavariana mihitsy ny mpanao politika eto Madagasikara. Misy ankolafiny maro izy ireo ary samy manana ny paikadiny avokoa. Ao ireo havanana amin'ny fanakorontanana fotsiny, fa tsy mahavita na inona na inona rehefa omena andraikitra. Ny sasany indray, manan-talenta amin'ny kabary ambony vavahady,...