Ny Jly Gellé Serge – Seranana Ivato: "Arahi-maso akaiky ireo nikasa hanondrana volamena...”
Raharaha hafa indray koa ity ! Nanazava ilay fisavana depiote, mpanakanto teny Ivato ny alarobia hariva teo ny ny Sekreteram-panjakana miadidy ny zandary (Seg), ny Jly Gellé Serge, omaly teny Imeritsiatosika. Valin-teny tahaka ny efa mahazatra ny nambarany. « Efa misokatra ny fanadihadiana... »,...