Noho ny asan ‘ny IFVM: fongana ny andiam-balala amin'izao fotoana izao
Fongana ny andiam-balala eto amintsika amin'izao fotoana izao, araka ny fanazavana nomen'ny Ivontoerana famongorana ny valala eto Madagasikara (IFVM), ao anatin'ny minisiteran'ny Fambolena sy fiompiana. Hetsika telo natomboka ny taona 2016, ka volan'ny fanjakana malagasy, tsy misy fanampiana avy...