Ndremitsara Tarzan: « Ilaina harindra ny fomba fiasa »
Hatao ny 7 novambra izao ny fivoriana fahasivy momba ny antontanisa eo anivon'ny Comesa, any Zambia. Hitarika sy hitantana izany, mandritra ny herintaona i Madagasikara ary handray anjara ny tale jeneraly lefitry ny Instat, i Ndremitsara Tarzan. Hodinihina ny fomba fiasa momba ny antontanisa....