Nalaza tampoka... : hamoaka rakikira i Flash B
Niteraka resabe, omaly... Niparitaka tanatin'ny tambajotra sosialy, rehefa nivoaka tamin'ny haino aman-jery ny fanambarana nataon'i Flash B, mikasika ilay "fifamaliana an-kira” eo aminy sy i Black Nadia. Vao mainka nahaliana ny maro ny hihaino ilay hira "Fausse jocker” izay nambarany fa valin'ny...