Mpanafika eny Ampitatafika: andian-jiolahy nahatrarana basy PA roa
Ravan'ny zandary miasa ao amin'ny borigadin'i Fenoarivo sy ny zandary avy ao Ampitatafika, ny herinandro teo, ireo andian-jiolahy miisa 10 mpanao fanafihana eny amin'iny faritra Fenoarivo sy Ampitatafika iny, araka ny fanazavan'ny zandary. Ny volana aogositra lasa teo no efa nanomboka nanao...