Mascar: jiolahy roa saron'ny polisy
Voasambotry ny polisy avy ao amin'ny kaomisarian'Antaninandro teny Mascar Andravoahangy, afakomaly ireto andian-jiolahy raindahiny amin'ny fanendahana ireto. Araka ny fanazavan'ny polisy, eny amin'ny tsenan'Andravoahangy sy ny manodidina an'i Mascar no tena fanaovan'izy ireo ny asa ratsiny. Isaky...