Manjakandriana: nalain'ny jiolahy an-keriny ilay renim-pianakaviana
Nisehoana fanafihan-jiolahy tany Manjakandriana, ny fiandohan'ny herinandro teo, ka nahavoaroba vola 100 000 Ar. Noho io volakely io, nentin'ireo jiolahy nanaraka azy ny renim-pianakaviana tao an-trano. Efa lasa lavitra ireo vao niantso ny mpitandro filaminana ny olona. Nisy ny fanaraha-dia...