Mandraka: kamiao nivadika teo amin'ny fiakarambe
Nivadika ity kamiao semi-remorque iray teo amin'ny fiakarana sady fiolahana eo Mandraka ny fiandohan'ity herinandro ity. Latsaka teo amin'ilay lalana bibilava iny ilay fiara. Navetsatra ny entana, sady fiarakana ka izao nivarina tampoka izao. Soa ihany fa tsy nisy ny aina nafoy, ary mba tsy...