Manakara : Zaza maty nianjera avy any ambony licthis
Nitrangana loza tsy nampoizin'ny maro tany amin'ny Fokontany Ambotaka ao anatin'ny Kaominina ambanivohitry Marofarihy, Distrikan'i Manakara, afak'omaly tolakandro tokony ho tamin'ny telo ora sy sasany teo ho eo, ka zazalahy iray sahabo folo taona eo izay nihanika « letchis » ka latsaka no maty...