Malagasy miara-miainga: « Adidy lehibe ny miandry ny filoha Rajoelina”
Tsy niandry ela. Namoaka fanambarana avy hatrany ny eo anivon'ny antoko Malagasy miara-miainga, omaly amin'izao naha voafidy ny filoha Rajoelina hitondra ny firenena izao. "Faly miarahaba ny filoha Andry Nirina Rajoelina, voafidin'ny Malagasy ara-pomba demokratika tamin'ny alalan'ny...