Mafanafana amin'ny mangatsiaka
Mbola resaka momba ny ady amin'ny fihanaky ny valanaretina Covid-19 ihany: tsy maintsy atrehina, tsy azo odian-tsy hita. Mafanafana ratsy ny raharaha amin'izao: tsy mitsaha-mitombo, ohatra, ny isan'ny tranga vaovao amin'ny fitondrana tsimokaretina Coronavirus, ny marary ao anatin'ny fahasarotana,...