Madagasikara sy Chine: hahazo vahana ny sarimihetsika sinoa
Ao anatin'ny fanamarihana ny faha-45 taon'ny fifandraisana diplomatika eo amin'i Madagasikara sy i Chine, sarimihetsika sinoa 6 no nalefa eto an-dRenivohitra, nanomboka omaly. Ahitana dikan-teny frantsay avokoa ireto sarimihetsika ireto. Amin'ny ankapobeny, mampiseho sy manasongadina ny...