« Madagascar, arts de la Grande Ile »: mitohy ny fitsidihana amin'ny fampitana mivantana
Efa ho roa volana izay ny nanombohan'ny "Madagascar, arts de la Grande Ile », fampirantiana ny tantaran'ny zavakanto malagasy sy ireo karazan-javakanto mampiavaka an'i Madagasikara. Hetsika tanterahina any amin'ny mozean'ny Quai Branly Jacques Chirac any Paris. Mahaliana ny fampirantiana, saingy...