Kitra vehivavy – «Cosafa cup 2018»: lalaon'ny samy resy ny an'ny Barea sy i Malawi
Hitohy, anio zoma ao amin'ny kianja Isaac Wolfson Stadium, Afrika Atsimo, ny andro faharoa eo amin'ny fiadiana ny "Cosafa cup 2018”, taranja baolina kitra vehivavy. Fihaonana, ho an'ireo firenena aty amin'ny tapany atsimon'i Afrika. Lalaon'ny samy resy ny fihaonan'ny Barea de Madagascar sy i...