Kitra – Fifanintsanana Can 2019: nisaraka ady sahala 2 sy 2 ny Liona Senegaly sy ny Barea
Ady sahala, 2 sy 2 no nisarahan'ny Liona-n'i Téranga avy any Sénégal sy ny Barea de Madagascar, teo amin'ny fihaonana mandroso, hiadiana ny Can 2019. Lalao notanterahina, omaly alahady, tetsy amin'ny kianjaben'ny Mahamasina. Voahaja ny lojika, raha ny vokatra satria ekipa mbola ao anatin'ny...