Kitra – «Chan 2018» : nazeran'ny Namibianina ny Elefanta Ivoarianina
Nitranga ny tsy nampoizina, teo amin'ny fiadiana ny ho tompondakan'i Afrika, taranja baolina kitra, na ny "Chan 2018”. Lavo mantsy ny Elefantan'i Côte d'Ivoire, anisan'ireo "favori”, amin'ity fifaninanana ity. Nidaraboka ny andrarezina, ny Elefantan'i Côte d'Ivoire, eo amin'ny fiadiana ny ho...