Kitra afrikanina: resin'ny FC Platinum ny Cnaps Sport
Tapitra hatreo ny lalan'ny Cnaps Sport, eo amin'ny fifaninanana afrikanina, taranja baolina kitra. Resin'ny FC Platinum avy atsy Zimbaboe, teo amin'ny lalao miverina, ry zalahy, teo amin'ny fiadiana ny ho tompondakan'i Afrika. Nihintsana teo amin'ny lalao savaranonando, hiadiana ny ho...