Kirindy-Menabe: tratra ny voamboana miisa 50
Mitohy ny trafikana hazo sarobidy eto amintsika. Tratran'ny tompon'andraikitra tany Kirindy, ny hazo tsy ara-dalàna, voamboana, miisa 50, ny asabotsy teo. Tao anaty kamiao iray miloko manga ireo hazo ireo, an'ny olona iray antsoina hoe F.... Tsy fantatra kosa ny tena tompon'ny hazo, efa mandeha...