Kidnapping: navotsotr'ireo mpaka an-keriny i Sofiane Omrani
Dimy andro taorian'ny nakan'ireo jiolahy nirongo fiadiana an-keriny azy, teny Soavina Atsimondrano, ny asabotsy 8 desambra teo, votsotra ny alin'ny alarobia teo ilay teratany tonizianina, Sofiane Omrani. Iza ireo mpaka an-keriny ? Taiza sy ahoana ny fomba nihazonana azy ? Votsotra tamin'ny...