Kempo – Taom-pilalaovana 2019: hanomboka rahampitso ny fiofanana
Voarafitra tamin'ny fiatombohan'ity herinandro ity ny fandaharam-potoanan'ny Kempo Madagasikara ho amin'ny taona 2019. Hosokafana amin'ny dingana voalohany, amin'ny fifampizarana sy fanomezana fiofanana ireo mpitarika mpanampy, rahampitso 8 desambra ho avy izao izany, raha ny tatitra nataon'ny...