Kandidà Rajoelina: "Havotana amin'ny alalan'ny harentsika ny firenena »
Nitohy tany Brieville any Tsaratanana, Andilamena, Mahatsinjo sy Mangabe ao Maevatanàna ny fampielezan-kevitry ny kandidà Rajoelina, omaly. Mazava ny lahateniny momba ny hanarenana ny toekarena. "Amin'ny alalan'ny harentsika no hahafahana manavotra ny firenena. Manankarena isika ary mampidi-bola...