Jirama : ho vita afaka roa volana ny eny Ambohimanambola
Mandeha ny asa! Nambaran'ny tale jeneraly(DG)-n'ny Jirama, Jaomiary Aimé Olivier, fa tsy tokony hisy intsony ny delestazy eto Antananarivo sy ny manodidina (RIA) atsy aoriana kely. Antony, ho vita afaka 2 volana ny asa rehetra eny Ambohimanambola. Anisan'izany ny an'ny Jovenna, manana tanjaka 40...