Jao's Pub: haneho ny mozikany i Marcô Gasy
Hitondra ny mozikany etsy amin'ny Jao's Pub Ambohipo i Marcô Gasy sy ny ekipany, anio asabotsy 18 septambra, manomboka amin'ny 9 ora alina. Hiara-dalana azy amin'izany i DJ Math'x 503 zana-tsihanaka. Hafana tanteraka, araka izany, ny seho ataon'izy ireo amin'izany satria mozika mampandihy sy...