Janoary 2019: hitombo ny tambin-karaman'ny mpiasan'ny fanabeazana
« Tsy tokony hanana ahiahy ny mpampianatra amin'ny ambaratonga rehetra ho an'ny sekolim-panjakana, hitombo manomboka ny volana janoary taona 2019 ny tambin-karaman'izy ireo, araka ny fampanantenana efa nataon'ny fanjakana », hoy ny nambaran'ny sekretera jeneralin'ny minisiteran'ny Fanabeazana,...