Inde: tohanan’ny Airtel ny fifaninanana « Techfest »
Tanora dimy mianadahy, 19 sy 20 taona, handeha handray anjara amin'ny fifaninanana iraisam-pirenena "Robotic Challenge”, hatao any Inde ny 14 hatramin'ny 16 desambra ho avy izao. Manohana tanora mikirakira ny siansa sy ny teknolojia ny Airtel Madagascar, ho fanatevenana ny fahaizan'izy ireo. Efa...