IFTM-Vatomandry : ifantohana ny fambolena sy ny fiompiana
Hita ao amin'ny kaominina Niarovana Caroline, distrikan'i Vatomandry, ny Ivontoerana Fanofanana tantsaha modely, na IFTM, najoro ny taona 2013. Namoaka andiana mpiofana vaovao, ny faran'ny herinandro teo, izany, natrehan'ny filoha Rajaonarimampianina. Ifantohana ao amin'io Ivontoerana io ny...