IFM: niavaka ny kaonseritra klasika
Notontosaina, omaly, ny andiany faha-95 amin'ny "Kaonseritra klasika amin'ny mitataovovonana”, fanaon'ny fikambanana Madagascar Mozarteum, etsy amin'ny Institut français de Madagascar (IFM) etsy Analakely. Niavaka tsy toy ny fahita hatramin'izay izy io, satria nanehoan'ireo mpitendry "violon” ny...