Harena an-kibon'ny tany : marefo loatra ny lalàna hatramin'izay
Vita, omaly, ny fifamindram-pahefana tao amin'ny minisiteran'ny Harena an-kibon'ny tany sy ny solika. Ny lalàna hatramin'izay ny fototry ny olana amin'ity sehatra ity, raha ny famintinana nataon'ny minisitra teo aloha, i Zafilahy Ying Vah, nampitainy amin'ny minisitra vaovao Rabary Njaka Henri....